- Sabotsy 21 Septambra 2013
Filatsahan-kofidiana depiote
Miandry ny ora farany ireo kandida
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nihaona tetsy Antaninarenina omaly maraina ireo mpikambana ao anatin’ny Holafitry ny Injeniera eto Madagasikara na ny OIM. Fihaonana izay nambaran’izy ireo fa tsy maintsy natao satria hiditra amin’ny kihon-dalana lehibe i Madagasikara aorian’ny fifidianana ka tsy hisy ny andraikitra horaisin’izy ireo.
Hamaky ny tohinyTonga nametraka ny taratasy filatsahan-kofidiana teny amin’ny OVEC Nanisana omaly zoma 20 septambra maraina ny kandidà ho solombavambahoakan’ny Ankolafy Ravalomanana ho an’ny Distrikan’Avaradrano, Atoa Andriamitantsoa Ramasindraibe Benjamin.
Hamaky ny tohinyManomboka mafanafana ny tanàna ankehitriny raha ny ao Antsirabe no jerena. Saika hifamotoana ao avokoa mantsy ireo kandidà maro amin’ity faran’ny herinandro mialoha ny fanombohan’ny fampielezan-kevitra ity.
Hamaky ny tohinyNatolotra ny fampanoavan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Antananarivo omaly ilay rangahy, 35 taona, nanolana sady namono zazavavikely 4 taona sy 3 volana ny sabotsy lasa teo ary hita faty teny Ivanja Ambohitsoa ny alahady.
Hamaky ny tohiny