Ankatoky ny fampielezan-kevitra

> Manomboka maresaka ny tanŕnan’Antsirabe


  • Zoma 20 Septambra 2013

Manomboka mafanafana ny tanŕna ankehitriny raha ny ao Antsirabe no jerena. Saika hifamotoana ao avokoa mantsy ireo kandidŕ maro amin’ity faran’ny herinandro mialoha ny fanombohan’ny fampielezan-kevitra ity.

Nisantatra izany moa ny kandidà Camille Vital ny alakamisy, izay nametraka ny rantsany ao Vakinankaratra. Re fa mety hidina any ihany koa ny kandidà Edgard Razafindravahy ary harahin’ny kandidà, Dr Jean Louis Robinson ny sabotsy ary ny alahady raha tsy miova ny fandaharam-potoana dia milaza ny hanao “Fihavanana Tour” ao ihany koa ny kandidà Roland Ratsiraka no sady handray anjara amin’ny fifaninanana familiana Moto Cross, fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara izay hatao ao Andranomanelatra. Fa ny mahagaga hatreto dia ny ataon’ny fanjakana mikasika ireo kandidà izay mahazo manao fanentanana miantso vahoaka manerana ny tanànan’Antsirabe nefa misy ireo nangataka hanao izany fa tsy nomena alalana.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT