Filatsahan-kofidiana depiote

> Miandry ny ora farany ireo kandida


  • Sabotsy 21 Septambra 2013


Raha ny tarehimarika eo anivon’ny OVEC na Vaomiera Mpanamarina sy Mpandray ny filatsahan-kofidian’ireo kandida depiote ao Toamasina, dia miisa 12 ireo lisitra kandida voaray hatramin’izao. Amin’ireo efa nandrotsaka ny azy dia ireo fikambanana tsotra sy kandida milatsaka amin’ny tenany manokana ary tanora no betsaka, ary saika hitovitoviana avokoa ny antony nanosika azy ireo hirotsaka, dia ny hanarina ny fahavoazana nateraky ny krizy taorian’ny fanonganam-panjakana. Raha ny fanazavana azo dia miandry ny ora farany ny 23 septambra avokoa ny ankamaroan’ireo kandida, indrindra ireo atolotry ny antoko politika “matanjaka”. Amin’ny alatsinainy tolakandro no hanatitra ny lisitry ny kandidany ny ankolafy Ravalomanana.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT