Antananarivo Avaradrano

> Nandrotsaka ny filatsahan-kofidiany ny kandidan’ny Ankolafy Ravalomanana


  • Sabotsy 21 Septambra 2013

Tonga nametraka ny taratasy filatsahan-kofidiana teny amin’ny OVEC Nanisana omaly zoma 20 septambra maraina ny kandidŕ ho solombavambahoakan’ny Ankolafy Ravalomanana ho an’ny Distrikan’Avaradrano, Atoa Andriamitantsoa Ramasindraibe Benjamin.

Ara-tantara dia nipoiran’ny fanavaozana sy ny firosoana ara-tsosialy Avaradrano, hoy Atoa Benjamin, ka voninahitra an-tsobiky izany ka tsy atao ampatam-bary. Aminy ny solombavambahoaka dia tena misolovava ny vahoaka ara-bakiteny ka midina ifotony mihaino sy maka ny filan’ny vahoaka ary mitondra izany amin’ny ambaratonga ambony, indrindra ao amin’ny rafitra mpanao lalàna mba ahazoana mamoaka ny hevitra ho lalàna handrindrana ny fiainam-piarahamonina. Ny solombavambahoaka koa dia hanara-maso marina ny asan’ny mpanatanteraka. Lehibe izay voalaza rehetra izay raha hanao fampivoarana ara-piarahamonina, hoy ity kandidà ity.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT