• Alarobia 25 Septambra 2013
Ambositra
Zazavavy iray maty, telo hafa naratra mafy nofaohin’ny fiara

Zava-doza ny nataon’ity fiara iray nandeha mafy nentin’ny lehilahy roa tao Ambohibary Ambositra ny alatsinainy hariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2013
OVEC Antsirabe
Nilaharana tamin’ny alatsinainy

Tafakatra 30 ankehitriny ny kandidà ho solombavambahoaka ho an’ny Distrikan’Antsirabe ny alatsinainy lasa teo, andro farany nandraisana ny filatsahan-kofidiana, raha toa ka mbola 16 izany ny sabotsy nanateran’ny ankolafy Ravalomanana ny dosien’ny kandidàny teo anivon’ny OVEC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2013
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2013
Andry Andrianjavony
Tsara tohan’ny IRAY AINA

Anisan’ireo kandidà nanatitra ny taratasy filatsahan-kofidiana tao amin’ny Ovec n’ny Boriborintany faharoa teny Andohanimandroseza omaly alatsinainy ny MCT teo aloha Andry Andrianjavony.

Hamaky ny tohiny
FTT