Bakalorea Toamasina

> 41,37% ny taham-pahafahana


  • Alarobia 25 Septambra 2013


Nivoaka ny talata tokony tamin’ny 4ora maraina ny valin’ny fanadinana bakalorea 2013 ho an’i Toamasina I, raha vita ny alatsinainy tolakandro ny “deliberation”. Nahatratra 41,37% ny taham-pahafahana ho an’ny mpiadina ankapobeny. Nanjakan’ny lisea Stella Maris sy lisea Jacques Rabemananjara ny vokatra tamin’ity taona 2013 ity. Betsaka tamin’ireo kandida nilatsaka tamin’ny anaran’ny tenany manokana koa no afaka ary maro lavitra noho ireo sekoly tsy miankina mitambatra sy ny sekoly ara-panjakana izy ireo, indrindra ho an’ny sokajy A2 sy ny sokajy D.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT