Niantsena ny tompon-trano

> Nirehitra ny trano, may avokoa ny entana


  • Talata 24 Septambra 2013


Nisehoana hain-trano tao Ambositra omaly alatsinainy 23 septambra tokony ho tamin’ny tamin’ny 11 ora sy sasany antoandro. Trano iray misy rihana roa ao amin’ny Fokontany Sud-Caserne no may kila forehitra tamin’io fotoana io. Afo nahandroan’ny tompon-trano sakafo antoandro no niandohany. Tsy tao an-trano izy tamin’ny fotoana nisehoan’ny loza fa tany an-tsena. Naharitra ora roa ny famonoana ny afo. Tsy mbola manana sampan’asa mpamono afo ny tanànan’Ambositra hatramin’izao ka niaina tamin’ny fanondrahana rano notaterina tamin’ny siny plasitika no fomba namonoan’ny Fokonolona ny afo. Tsy nisy ny olona naratra sy ny aina nafoy saingy potika sy may avokoa ireo entana rehetra tao amin’ny rihana faharoa.

 

Rado

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT