- Zoma 27 Septambra 2013
Lalana “Digue”
4x4 nidona tamin’ny kamiao niteraka amboteazy goavana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nitrangana fanodinkodinam-bola tao amin’ny Tahirimbolam-panjakana (Trésor) Toamasina. Araka ny angom-baovao dia mitentina roa arivo tapitrisa Ariary ny vola lasibatra, ka tamin’ny alalan’ny taratasim-bola manokan’ny Trésor ihany no namoahana azy.
Hamaky ny tohinyTsy milamina ny tany ! Nipoaka tsy lavitry ny trano fonenan’ny filohan’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana na CES, ny mpitsara Rakotozafy François, etsy amin’ny 67ha Avaratra Andrefana ny grenady ny alakamisy 26 septambra tokony ho tamin’ny telo ora sy sasany maraina.
Hamaky ny tohinyTamin’ny taom-pianarana 2008-2009 no saika nampiharina teto Madagasikara ny fanovana ny rafi-pampianarana eny amin’ny ambaratonga fototra, rehefa avy nampahafantarina nandritra ny roa taona ny tsy maintsy hirosoana amin’izany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny