- Alatsinainy 30 Septambra 2013
Miss Monde
I Megan Young no manja indrindra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nitafa mivantana tamin’ny Malagasy sy ireo mpomba azy ary ireo mpifidy tao Toamasina tamin’ny alalan’ny antso an-tariby Atoa Marc Ravalomanana ny sabotsy 28 septambra teo.
Hamaky ny tohinyNampisavoritaka ny teo anivon’ny Tahirimbolam-panjakana ny vaovao nivoaka mikasika ilay vola roa arivo tapitrisa Ariary saika very (?) tao Toamasina, noho ny fampiasan’olon-tsotra ny taratasim-bola manokany namoahana vola be teo anivon’ny banky tsotra iray tao Toamasina nefa tratra teo anivon’ny Banky foibe tao Toamasina izay manara-maso amin’ny famoahana vola be tahaka ity.
Hamaky ny tohinyNifarana ny sabotsy 28 septambra teo ny andiany faha-9 amin’ilay fampirantiana raki-tahiry fanaon’Atoa Rakotomalala Rija tetsy amin’ny Tahala Rarihasina rehefa naharitra telo herinandro.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny