• Alarobia 31 Jolay 2013
Actualités.Hetsiky ny mpanohana ny FFKM Hahemotra ho amin’ny sabotsy 10 aogositra indray

Noho ny namoizany tampoka ny rain’i Alain Andriamiseza, mpitarika ny MMFF (Malagasy Manohana ny Fehinkevitra nivoaka tamin’ny Fivorian’ny FFKM) dia nahemotra ho amin’ny sabotsy 10 aogositra indray ilay hetsika saika notanterahin’izy ireo tetsy Antsahamanitra ny sabotsy 27 jolay, mikasika ny fanarenana ifotony ny fiainam-pirenena izay hiarahany amin’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2013
Actualités.Ambatondrazaka Miparitaka ny rongony

Vokatry ny krizy dia betsaka ny olona no manaotao foana sy tsy mandinika intsony ny zavatra ataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2013
Actualités.«Cellule de crise» sy Alain Andriamiseza Tsy mifanara-kevitra sahady

Na dia tsy mitovy aza ny foto-kevitra ijoroana dia azo ambara fa iray ihany ny tanjona ho an’ny «Cellule de crise» sy ny komity manohana ny fehinkevitry ny FFKM tarihan’i Alain Andriamiseza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2013
Actualités.Talen’ny DIRAP Toamasina Nahazo ny grady “Inspecteur en Chef”

Notoloran’ny ministeran’ny fitsarana sy ny tale jeneralin’ny fandraharahana ny fonja malagasy ho eo amin’ny gradin’ny «Inspecteur en Chef de l’Administration Pénitentiaire», grady mitovy lenta amin’ny Jeneraly eo anivon’ny foloalindahy, Atoa Mahatama, talen’ny fandraharahana ny fonja ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT