Actualités
- Alakamisy 01 Aogositra 2013
Actualités.Fitsaram-bahoaka tao Ambositra Maty ilay dahalo naratra mafy, mifampiandriandry ny Fokonolona
Mandry an-driranantsy ny ankamaroan’ny vahoaka ao amin’ny tapany atsinanan’Ambositra ao ankehitriny taorian’ny famonoana sy fandorana ireo dahalo telo lahy vokatry ny fitsaram-bahoaka tao Tsararivotra sy Ankazoambo.
Hamaky ny tohiny