- Sabotsy 03 Aogositra 2013
Actualités.Olan’ny mpianatra any Chine Mandositra andraikitra ny fanjakana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Efa-taona miaina anaty tebiteby ny mponina ao Ampihamy, Fokontany Andranovolotaretry, Kaominina Analaiva, Distrika Morondava, Faritra Menabe.
Hamaky ny tohinyTsy kely lalana tokoa ny ratsy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Voasambotry ny polisy afak’omaly tany Toliara ilay ramatoa 51 taona. Vehivavy malaza ratsy amin’ny hosoka sy fisolokiana avo lenta ary ny misiona katolika foana no lasibany.
Hamaky ny tohinyNa dia teo aza ny fampitandreman’ny polisy fa hiharan’ny sazy henjana izay olona na antoko politika milaza mialoha ny vaomieram-pifidianana ny ho voka-pifidianana ho filoham-pirenena dia nilaza sahady ny mpitondra tenin’ny antoko misy an’i Robert Mugabe fa ny kandidany no lany any amin’ny 70 ka hatramin’ny 75%.
Hamaky ny tohiny