- Alatsinainy 07 Oktobra 2013
Minibus sy Kamiao nifandona
12 namoy ny ainy, nitsoaka ny mpamily
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Niaiky imasom-bahoaka tamin’ny lahateny nataony nandritra ny fankalazana ny andro erantanin’ny mpampianatra mpanabe teny amin’ny Kaominina Ambatomanga ny sabotsy lasa teo ny Minisitry ny fanabeazana Manoro Régis fa tena ilaina sady manana ny toerany amin’ny fampandrosoana ny mpanabe.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nodimandry omaly tamin’ny fiandohan’ny tolakandro teo amin’ny faha-83 taonany Ramatoa Razaiarivelo Hermine na i Bebe Razay araka ny ahafantaran’ny maro azy.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fivoriana izay notanterahan’ireo mpianatra ao amin’ny Ecole Normale Supérieure eny Ampefiloha ny alarobia 02 oktobra 2013 teo, dia nanapa-kevitra ny hiroso amin’ny fitokonana tsy misy fetra ihany koa izy ireo nanomboka omaly zoma 04 oktobra 2013 teny amin’ny faritr’Ampefiloha sy ny manodidina.
Hamaky ny tohiny