- Sabotsy 12 Oktobra 2013
Mangarivotra Beparasy
Potiky ny havandra ny tsaramaso voly avotra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Dingana telo lehibe mifampiankina tanteraka amin’ny fisorohana ny korontana eo amin’ny firenena ny fanarahana an-tsakany sy an-davany ireo fepetra tokony hohajaina mialoha, mandritra ary aorian’ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyTahaka ny nahazo ireo mpiasan’ny orinasa afakaba nikatona vokatry ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009 dia niharan’ny fahavoazana lehibe koa ireo mpandraharaha mpanao lalana, trano ... anisan’izany Rtoa Ranaivosoa Voahirana.
Hamaky ny tohiny10 oktobra, andro iraisam-pirenena iadiana amin’ny fanamelohana ho faty. Nanararaotra ity andro omaly ity ny fikambanana ACAT, mpiaro ny zon’olombelona hanaovana antso avo amin’ny mpitondra hanafoana ny fanamelohana ho faty ao amin’ny fehezan-dalàna famaizana.
Hamaky ny tohiny