Nirotsaka ny orana

> Nanainga zipo sahady ny faritra iva


  • Zoma 11 Oktobra 2013


Dibo-drano sahady ny faritra maro teto Antananarivo Renivohitra omaly tamin’ny firotsahan’ny oram-batravatra be voalohany. Nahiana ny fahapotehan’ny ketsa nafafy noho ny firotsahan’ny havandra be dia be teny amin’iny Boriborintany faha-6 iny omaly. Toy izany koa ny tany Andramasina izay naharitra fahefatradiny nefa tsy nisy orana. Nanainga zipo sahady ny eny amin’ny faritra iva, namoritra pataloha ny teny Besarety sy Andravoahangy ary Anosy sy Andrefan’Ambohijanahary hatreny Soanierana. Maty ho azy ireo fiara kely haranana sy ivaiva. Miseho lany ny vokatry ny gaboraraka tamin’ny fanotofana tany tsy nahazoana alalana isan-karazany sy ny fako manentsina ny lakandrano.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT