Mangarivotra Beparasy

> Potiky ny havandra ny tsaramaso voly avotra


  • Sabotsy 12 Oktobra 2013


Natevina dia natevina ary tsy nety levona fa mbola tratra hatramin’ny 7 ora maraina (omaly zoma 11 oktobra) ny havandra niraraka tao amin’ny Kaominin’i Mangarivotra Beparasy any Moramanga ny alin’ny alakamisy 10 oktobra teo. Potik’izany avokoa ny voly avotra natao ary anisan’ny tena nahita faisana ny voly tsaramaso nambolena an-tanimbary ary efa tokony hiakatra ny faran’ny volana novambra sy fiandohan’ny volana desambra ho avy. Fokontany 5 ao amin’ity Kaominina ity dia Ambohimiadana, Ankazondandy, Ambohimiarina, Ankazomanga ary Andapa no voakasik’ity havandra natevina ity. Natevina firotsaka ihany koa ny havandra tamin’iny faritra Ambohiratrimo iny omaly.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT