- Sabotsy 12 Oktobra 2013
Joseph Yoland
Takian’ny GEC ny famotsorana azy
Mpanao politika zanak’i Nosy-Be i Joseph Yoland izay loholona sy CST voatendry tamin’ity faritra ity. Nampanantsoin’ny zandary hanaovana fanadihadiana noho ilay raharaha fandorana olona niseho tao an-toerana farany teo ny tenany.
Hamaky ny tohiny