• Alatsinainy 12 Aogositra 2013
INTH
Namoaka mpianatra matihanina miisa 300

Teny amin’ny CCI Ivato no nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo ny andiany Fy-Zaha avy ao amin’ny sekoly ambony fandrahon-tsakafo sy hotely INTH Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2013
Mpiandry fonja
Niverina niasa saingy misy ireo tsy faly

Niverina niasa ireo mpandraharahan'ny fonja nitokona telo andro nanomboka ny alakamisy 8 aogositra teo rehefa avy nifampidinika niaraka tamin'ny praiminisitra Beriziky. Manoloana izany dia samy nanana ny heviny ireo mpandraharahan'ny fonja sendra anay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2013
Fitaizana ny tanora
Notoloran’ny QMM kianja roa ny EKAR Tanambao

71 tapitrisa Ariary. Io no vola lany tamin’ny fanamboarana ireo kianja fanaovana fanatanjahantena roa namboarin’ny orinasa QMM mpitrandraka fasimainty eo an-tokontanin’ny paroasy Masimbavy Louise de Marillac ao Tanambao Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2013
Raharaha ady tany
Lasan’ny Karana hatramin’ny biraom-panjakana

Tantara hafa indray ity miseho ao Toamasina ity. Ahoron’ny Karana iray, mpandraharaha ao an-toerana, ary lasibatra hatramin’ny biraom-panjakana taorian’ny fifandroritana teny amin’ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2013
Toliara
Tsy nisy jiro sy rano ny sabotsy teo

Afa-pahasahiranana ny vahoaka any amin'ny Distrikan'i Morondava, faritra Menabe fa nahazo milina vaovao mpamokatra herinaratra. Mifanohitra tanteraka amin'izany ny zava-misy ao Toliara renivohitra sy any amin'ireo Distrika hafa mandrafitra ny faritra Atsimo Andrefana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT