14 Oktobra

> Tsy nahataitra vahoaka tototry ny krizy


  • Talata 15 Oktobra 2013


Nangingina ny fankalazana ny faha-55 taona nanambarana indray fa firenena mahaleo tena i Madagasikara sy nanamarika indray ny fijoroan’ny Repoblikan’i Madagasikara, ny 14 oktobra 1958, raha ny tao Toliara no asian-teny. Ny lasa tokoa tsy mba fanandino ary ny tantara manaraka eny ihany. 55 taona lasa omaly, 14 oktobra 1958, no nanambarana ny fijoroan’ny Repoblikan’i Madagasikara, teny amin’ny efitrano filanonan’ny lycée Galliéni, Andohalo. Nanamarika ny fijoroan’ny Repoblika malagasy ny firedonana voalohany ny hiram-pirenena malagasy «Ry tanindrazanay malala ô» ary natsangana voalohany koa ny sainam-pirenena malagasy. Napetraka ny teny filamatry ny Repoblika: «Fahafahana - Tanindrazana – Fandrosoana», saika miova isaky ny fiovan’ny Repoblika telo nifandimby izany taty afara.

 

E.R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT