Governemanta-CENIT

> Hivory maika eny Mahazoarivo


  • Alakamisy 17 Oktobra 2013


Mikoropaka ny fanjakana manoloana ny fahatarana amin’ny fitsinjarana ny kara-pifidianana, manampy trotraka ny fandrahonana ataon’ireo sefo Fokontany maro tsy hizara ny kara-pifidianana noho ny tsy fahazoany ny tambin-karama hatramin’ny fiandohan’ity taona 2013 ity, vola izay anjaran’ny fanjakana ny mandoa azy. Mahatsapa koa ny fanjakana fa tsy ampy ny fampianarana momba ny fampiasana ny bileta tokana. Nivoitra io nandritra ny filankevitry ny minisitra, notarihin’i Andry Rajoelina omaly. Manoloana izany dia hisy araka ny fivoriana maika tarihin’ny Praiminisitra ary andraisan’ny mpikambana amin’ny governemanta anjara sy ny filohan’ny CENI-T ary ny solontenan’ny Vondrona Eoropeanina sy ny Firenena Mikambana hamahana ny olana, fivoriana izay hatao eny amin’ny lapan’i Mahazoarivo anio tolakandro.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT