• Alarobia 14 Aogositra 2013
«Bois de rose»
Mifanipa-kevitra ny injeniera sy ny vondron’ny mpiasan’ny ala

Raha ny vinavinan’ny Sendikan’ny mpiasan’ny ala dia tsy misy afa-tsy ny 30 %n’ny tahirina «bois de rose» nanaovana fanambarana tamin’ny 2009 sisa no tavela. Na dia nisy aza mantsy ny didy hitsivolana mandrara ny fanapahana, fitaterana ary koa fanondranana ity karazana hazo sarobidy ity dia mitohy hatrany ny fandripahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2013
Asan-dahalo - Toliara II
Mihorohoro hatramin’ireo Sinoa manamboatra barazy ao Andoharano

Mirongatra toa tsy misy fanafany intsony ny asan-dahalo any amin’ny Distrikn’i Toliara II, faritra Atsimo Andrefana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2013
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2013
Zanaka gadra politika
Manahy ny higadran’ny rainy mandra-pahafaty

Telo taona katroka izao no tany am-ponja ireo manamboninahitra voarohirohy tamin’ny raharaha 7 febroary, hoy ny fanamarihan’ireo vady aman-janany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2013
Tsy fandriampahalemana any atsimon’ny Nosy
Mila amboarina ny «motivation» ho an’ny mpitandro filaminana

Namono olona tany amin’ny Distrikan’i Betroka indray ny dahalo. Olona handeha hivarotra omby ao an-tsenan’Analamary no lasibatra ny alatsinainy 12 aogositra teo, ka maty ny roa.

Hamaky ny tohiny
FTT