STAR Andranomahery

> May ny rihana voalohan’ny trano


  • Alatsinainy 21 Oktobra 2013


Nitrangana fahamaizana tao amin’ny masoivohon’ny orinasa STAR etsy Andranomahery omaly alahady 20 oktobra, mitatao vovonana. Naharitra ora iray teo ny firehetana vao voafehin’ireo mpamono afon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Tsy nisy ny aina nafoy saingy ravan’ny afo kosa ny rihana voalohan’ny trano, misahana ny raharaha ara-barotra. Hatreto dia tsy mazava izay niandohan’ny afo.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT