• Alatsinainy 19 Aogositra 2013
Magro Behoririka
Niakatra alahady manohitra ny fanilihana an’i Neny

Mafana ny tontolo politika toarian’ny nanovan’ny CES ny lisitr’ireo kandida hifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy eo, ka nanilihany miisa kandida valo ve izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2013
François Goldbaltt
Feno ny fepetra …

Ny sabotsy 17 aogositra hariva lasa teo no namoaka ny lisitr’ireo kandida afaka hifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2013
Vondrona Afrikana
Mankasitraka ny fanapahan-kevitry ny CES

Mankasitraka tanteraka ny didy navoakan’ny CES ny sabotsy 17 aogositra lasa teo ny Vondrona Afrikana, araka ny fanambaran-dRtoa Nkosazana Dlamini-Zuma, filohan’ny Vaomiera Afrikana io sabotsy io ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2013
Ambatofinandrahana
Fianakaviana CT nodoran’ny dahalo velona

Nitrangana habibiana nahatsiravina tao amin’ny Fokontanin’i Vinany Andafiavaratra, Distrikan’Ambatofinandrahana, faritra Amoron’i Mania, ny alin’ny 14 aogositra lasa teo, tokony ho tamin’ny sivy ora.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Aogositra 2013
Mpikambana CES
Misy mandraviravy vola be ?

Andrasana amin’ity faran’ny herinandro ity ny didy na fehin-kevitra voalohany havoakan’ny CES vaovao taorian’ny nandraisany ka nandinihany ireo fangatahana sy fitoriana nataon’ny kandida filoham-pirenena sy vondrona mpanao sonia ny tondrozotra ary lehiben’ny andrimpanjakana sasany mba hanilihana kandida hafa.

Hamaky ny tohiny
FTT