Ivato

> Misy mividy 5000Ar ny Kara-pifidianana


  • Alakamisy 24 Oktobra 2013


Nifanotofana ny trano fanaovana “photocopie” iray teny Ivato teny omaly alarobia. Mahagaga fa dia kara-pifidianana no atao dika mitovy. Tsy iray fa maromaro mihitsy. Araka ny resaka mandeha teny an-toerana dia ahazoana 5 000Ar ny dika mitovin’ny Kara-pifidianana iray, ary hotely iray eny an-toerana no voalaza fa ao ambadik’izany. Hatao inona ? Izay no fanontaniana mipetraka, saingy tsy nahazoam-baliny mazava.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT