Fampielezan-kevitra ao Amoron’i Mania

> Misy Kaominina tsy manana takelakazo fametahana afisy akory


  • Alakamisy 24 Oktobra 2013


Mahavariana ny mahita ny zava-misy mikasika ny fametahana ny afisin’ireo kandida filoham-pirenena ao Amoron’i Mania amin’izao fotoana izao. Misy mantys ireo kaominina tsy manana takelakazo hametahana afisy akory toy ny any Ambinanindrano. Misy koa ny mametaka ihany fa tsy ampy ny hazo fisaka hanaovana izany ka ny sarin’ny kandida 28 amin’ireo 33 ihany no mipetaka toy ny ao Mahazina Ambohiperenana Distrikan’Ambositra. Tsy resahina intsony ny fandrovitan’ny sasany ny afisin’ireo kandida efa mipetaka. Andro vitsivitsy mialoha ny fifidianana hatao ny zoma izao no itrangan’izany, maro ireo komity mpanohana kandida no velon-taraina.

 

 

Rado

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT