Malacam Antanimena

> Nozaraina ny t-shirt, avy eo nasaina nesorina raha mody aloha


  • Alakamisy 24 Oktobra 2013


Hafakely ny zava-nitranga tetsy amin’ny Malacam Antanimena omaly. Nisy kandida nanao faradoboky ny fampielezan-keviny tao. Nisy fizarana akanjo t-shirt. Nosakanana tsy hivoaka izay tafiditra, ireo izay nikiry hivoaka kosa noho ny antony samihafa, ka nanao t-shirt izay nozaraina, dia nahatsikaiky fa nasaina nanala ilay akanjo nanaovany fa omena olona hafa, hono.

Nofy R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT