• Alakamisy 22 Aogositra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2013
Famoriam-bahoaka an-dalambe
Tsy misy hevitra raha tsy misy fahazoan-dalana

Tsy hilefitra mihitsy ny mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2013
Kaominina Didy
Ho filamatra amin’ny fampihavanana

Hanatanteraka ny fanamby ny fiadidiana ny tanàna. Ny fanamafisana ny fihavanana sy ny fifankatiavana eo amin’ireo mpiara-belona ao anatin’ny faritra no tanjona amin’ny fanatontosana ny tsenabe Fihaonana any amin’ny Kaominina ambanivohitra Didy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2013
Jiolahy mitam-basy
Tratra i Lahiniriko sy mpianatra iray ao Barikabimy

Niaiky ny polisy fa tena sarotra ny manenjika ireo jiolahy mitam-piadiana ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2013
Joaquim Chissano
Tonga indray

Tena mafana ny tontolo politika eto amintsika amin’izao fotoana. Mihazakazaka ny toe-draharaha, taorian’ny famohan’ny CES ny lisitra vaovao ka nanilihana kandida 8. Tapa-kevitra ny hitarika olona hidina an-dalambe ny ankolafy Ravalomanana. Mandeha koa ny kajy ho an’ny ankolafy Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
FTT