Mpanakalo devizy voatafika

> Lasan’ny jiolahy mitam-basy ny vola 60 tapitrisa Ar


  • Alatsinainy 28 Oktobra 2013

Mihantsy ny mpitandro ny filaminana ireo andiana jiolahy mpitondra basy raha ny zava-misy ao Toamasina.

Ny sabotsy misandratr’andro teo dia mpanakalo vola vahiny avy naka vola hatakalo vola indray no lasibatry ny jiolahy efa-dahy mitondra scooter sy mampiasa basy kalaky roa teo amin’ny sampanan-dalana Canada. Very tamin’izany ny vola 60 tapitrisa Ariary. Tsy nisy kosa ny aina nafoy na nanapoaka ny basy teny aminy aza ireo jiolahy nanaparitahana ireo olona nanodidina nahafahan’izy ireo nitsoaka. Ny manaitra ny mpitandro ny filaminana sy nahagaga ilay mpanakalo vola vahiny, dia ny nahafantaran’ireo jiolahy ny fisian’ny vola tany amin’ity farany sy ny fotoanany tamin’ilay olona hanakalo ilay vola vahiny.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT