• Alarobia 30 Oktobra 2013
Ampasindava Bezaha
Notafihin’ny dahalo ny 25 oktobra andron’ny fifidianana

Very zo nitovy tamin’ny olom-pirenena Malagasy maro manerana ny Nosy ny tany amin’ny Distrikan’i Betioky Atsimo. Io no nambaran’ny MCT Rakotoniaina Jean Gringo Will.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2013
Etazonia
Mendrika hahazo mpitondra voafidy ny Malagasy

Nilaza ny heviny ny Amerikanina taorian’ny nahavitana ny latsa-bato fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Nisy ny fanambarana nivoaka mahakasika izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2013
Antsiatsiaka - Fenoarivo Atsinanana
Jerem-potsiny ny fikapana sy fanondranana andramena

"Henjehintsika tsy hananantsika antra ny fanondranana an-tsokosoko ny harem-pirenena toy ny andramena ato anatin'ny Faritra Anananjirofo".

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2013
Tsy fandriampahalemana any atsimo
Miraviravy tanana ny mpitandro filaminana satria …

Heno tamin’ny fampahalalam-baovao isan-tsokajiny nandritra ny andron’ny fifidianana ny ho filoham-pirenena natao ny zoma 25 oktobra teo, hoy ny MCT Randrianasolo Nicolas, ny fahasahian’ny olon-dratsy namono tompon’andraiki-panjakana tamin’io andro io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT