- Talata 05 Novambra 2013
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Fanamby napetraky ny filohan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita, Rtoa Atallah Béatrice, ny hamoaka ny voka-pifidianana vonjimaika 10 andro aorian’ny fandatsaham-bato, izany hoe anio alatsinainy 04 novambra 2013 raha atao ny kajy tsotsotra.
Hamaky ny tohinyMametraka ho ambony dia ambony ny tombontsoam-pirenena ny ankolafy Ravalomanana. Efa tarigetran’ity ankolafy ity sy nahafantarana hatry ny ela an’Atoa Marc Ravalomanana moa ilay hoe : «Tonga miaraka no fanombohana, miasa miaraka no fahombiazana».
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Miezaka mamaly araka izay tratrany ireo hetahetan’ny mponina mpiara-belona ao amin’ny Boriborintany faharoa misy azy ny fikambanana Solofon’ny Faritra Faha Roa.
Hamaky ny tohiny