Fandrobana “Coffre” oniveriste Toliara

> Tafakatra 12 no voasambotra


  • Alatsinainy 04 Novambra 2013


Tafakatra 12 no efa voasambotry polisy izay voarohirohy ho nangalatra ny fitoeram-bola feno vola be 100 tapitrisa Ariary tao amin’ny biraon’ny oniversiten’i Toliara, ny alin’ny alarobia 23 oktobra lasa teo. Ity vola be ity moa, raha ny voalazan’ny tompon’andraikitra dia saika handoavana karaman’ny mpiasa. Amin’ny fiandohan’ity herinandro ity no hatolotra ny fampanoavana ireo voarohirohy voatazona atao fanadihadiana. Raha hiverenana kely ny zava-misy dia nopitsohin’ireo mpangalatra tamin’ny tandramokotra ny gadàna fidirana ao anaty birao. Avy eo dia nopitsohin’izy ireo ny varavarana roa hafa, ka tao amin’ny fahatelo no nisy ilay “coffre” very, hoy ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro filaminana misahana ny fanadihadiana.

 

E.R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT