• Talata 27 Aogositra 2013
Ambodivoanjo Alasora
Efa-mianaka nalemilemy nihinana anana nisy fanafodim-biby

Raha tara kely ny fahatongavan’izy efa-mianaka teny amin’ny hopitaly Ravoahangy Andrianavalona dia tsy nisy azo natao intsony ny famonjena ny ain’izy ireo, hoy ny dokotera Liva, mpitsabo nandray an-tanana ny fikarakarana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2013
Agrad&Skaiz
Niseho masoandro ny kapila «Hita Wa»

Natolotra ny mpanao gazety sy ireo mpankafy ny gadona rap omaly ny vokatra kapila mangirana mitondra ny lohateny hoe : «Hita Wa» an'i Agrad&Skaiz.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2013
Ambovombe Androy
Mandrahona hidina an-dalambe ny mponina

Tantara tsy mety mifarana ny vono olona ka nahafatesan’i Mamolily teo imason’ny zandary tany Ambovombe Androy ny 18 aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2013
Fananganana orinasa eto Madagasikara
Voakasiky ny fahasahiranana koa

Tsy diso tokoa ny filazan’ireo manampahaizana ara-toekarena fa telo na efa-taona aorian’ny tsy filaminana vao tsapa ny akon’ny fisavoritahana eo amin’ny lafiny fitantanana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT