Mpiasan’ny Kaominina Antsirabe

> Manamafy ny fanesorana ny PDS


  • Talata 05 Novambra 2013


Tsy mbola mivaha ny olan’ny mpiasan’ny Kaominina Antsirabe renivohitra ary dia miditra amin’ny fahefa-bolana amin’ity volana novambra ity ny tsy nandraisan’izy ireo karama. Nambaran’i Angelot, izay anisan’ireo mpitarika fa tsy hanaiky ny vahaolana entin’izay mpitondra eo intsony izy ireo raha tsy miala ny PDS Razafindrainony Lala Marie Beryl. Na misy aza ny fandoavana ireo karama telo volana tokony haloan’ny Kaominina dia tsy ankasitrahan’izy ireo ny fiverenan’ity farany amin’ny fitantanana ny tanànan’Antsirabe. Fantatra fa niakatra taty an-drenivohitra ny PDS omaly alatsinainy nitady vahaolana.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT