Tsena sy fanjifana

> Niakatra 20% ny vidin’ny menaka


  • Talata 05 Novambra 2013


Mizaka ny tsy eran’ny ainy amin’izao fotoana ireo mpanjifa menaka any amin’iny Distrikan’i Faradofay iny. Araka ny fanadihadiana natao, saika isan’andro miovaova ny vidin’ireo entana ilain’ny mponina andavanandro. Anisan’izany ny menaka fihinana. Raha 8 alina Ariary ohatra ny vidiny amina “bidon” 20 litatra eny amin’ny mpamongady dia niakatra ho 85.000Ar izany amin’izao. Eny amin’ny mpaninjara kosa, raha 3.800 Ar ny iray litatra, niova tampoka ho 4.500 Ar izany amin’izao fotona. Manahy ny mpanjifa fa mbola mety hiakatra io vidiny io noho ny tsy fisian’ny menaka eny amin’ny mpanafatra sy amin’ireo mpivarotra ambongadiny, ny vanim-potoanan’ny fety anefa manatomotra. Maro ihany koa ireo mpanararaotra manafina entana ahafahana mampiakatra ny vidin’entana.

Natiora OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT