Mpianatra any Chine

> Maromaro ireo horoahan’ny Oniversiten’i Jiangsu


  • Talata 05 Novambra 2013


Tsy misy indrafo intsony. Horoahana tsy ho mpianatra ao amin’ny oniversiten’i Jiangsu ireo mpianatra Malagasy any an-toerana raha tsy voaloa afaka 10 andro manomboka omaly ny saram-pianarana sy ny hofan-trano, araka ny vaovao nampitain’ny fikambanan’ny mpianatra. Nilaza izy ireo fa tsy misy intsony ny fanalavam-potoana amin’ity indray mitoraka ity satria efa nandefa taratasy tany amin’ny oniversiten’i Jiangsu ny Masoivohon’i Madagasikara any Sina fa tsy nanaiky ity farany. Miandry fatratra ilay lelavola 1 400 tapitrisa Ariary nampanantenain’ny fanjakana tamin’ny faran’ny septambra teo ry zareo ankehitriny.

 Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT