- Alarobia 06 Novambra 2013
Tsy mahaloa vola ny Air Madagascar
Boeing 737 roa tsy afa-mihetsika
Marary ny Air Madagascar. Ambavahaona mihitsy raha ny fisehon-javatra tato ho ato no fakafakaina. Fantatra indray mantsy izao fa tsy ho afa-mihetsika intsony ireo Boeing 737 roa hofain’ity kaompaniam-pitaterana nasionaly ity manomboka anio alarobia 06 novambra, nitsingerenan’ny nahamay ny Rovan’i Manjakamiadana.
Hamaky ny tohiny