• Alakamisy 07 Novambra 2013
“Festival Jerijery” Vavatenina
Sakoroka nandratra olona efatra

Miha tsy voafehin’ny mpikarakara ny fanatontosana ny “Festival Jerijery” izay hany hetsika tena ankafizin’ny mponina ao Vavatenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2013
Boriborintany II - Antananarivo Renivohitra
Toerana be kandidà depiote indrindra manerana ny Nosy

Manao tohivakana ny lanonana fitokanana sy fampahafantarana ny foiben-toeran’ny kandidà samihafa hifaninana amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka amin’ny 20 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT