• Zoma 08 Novambra 2013
Raiso ny dimy
Miezaka mijery ny sosialim-bahoaka eny ifotony

Tahaka ny efa fanaony hatramin’izay enim-bolana nisiany izay dia nanatontosa fidinana ifotony teny amin’ny fokontanin’Analamahitsy tanàna ny fikambanana Raiso ny Dimy omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2013
Razafinome Justin
Ma-Gasy, M’agace, ny fiverenana an-doharano

Rehefa tsy hitahita nandritra ny folo taona teo ny mpanao sary hosodoko Razafinome Justin dia niverina nampiseho ny talentany indray eny amin’ny Ivontoeran’ny Kolontsaina Malagasy eny Antsahavola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2013
Robimanana Orlando, DG Trésor
Nirarakopana ny ampamoaka nataony

Tsy nitsitsy mihitsy ! Mavaivay ny fanakianana nataon’ny Tale jeneralin’ny Tahirimbolam-panjakana ny fitantanana gaboraraka ataon’ny Ministera sy andrim-panjakana samihafa. Tsy nanana ary tsy manana politika fampandrosoana ny Fanjakana fa manao fahazaran-dratsy ny fandraisana fepetra manokana lava izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2013
Ambodihady Ambohimanarina
Tsy hita popoka ny voka-pifidianana tamin’ny BV anankiroa

Nisy nanodinkodina ny safidim-bahoaka ! Tsy lavitra fa dia eto Antananarivo renivohitra, teny Ambohidihady Ambohimanarina raha ny marimarina kokoa, no nitrangan’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2013
Fanafihana mitam-basy
Tokantrano roa lasibatra tany Antanambao, iray maty voatifitra

Nirongatra ny fanafihana mitam-basy any amin’iny Distrikan’Antsirabe faharoa iny. Raha ny zava-nitranga ny alin’ny alahady 03 novambra lasa teo dia vao takariva tokony ho tamin’ny 7 ora no nanafihan’ireo jiolahy mpivarotra iray tao Alarobian’Ambatosaonjo.

Hamaky ny tohiny
FTT