- Talata 12 Novambra 2013
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Handeha hisotro ronono amin’izay i Didier Ratsiraka ka hamela ny toerana ho an’ny tanora ?
Hamaky ny tohinyHotanterahana any Paris, renivohitr’i Frantsa mandritra ny roa andro dia ny zoma 06 sy sabotsy 07 desambra 2013 izao ny fihaonana antampony mikasika ny fandriampahalemena sy ny fiarovana aty Afrika.
Hamaky ny tohinyEfa manomboka ny asa fanarenana ary horakofana tara tsy ela ny lalan-dratsy ao Ambatoroka Boriborintany faha-II izay mampikolay ny mpitondra fiara rehetra ankehitriny, indrindra amin’ny fotoam-pahavaratra tahaka izao.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Kandida solombavambahoaka ao Mahajanga voalohany mirotsaka amin’ny anaran’ny antoko Pnj Mazava Rafaliarisoa Fleurice dit Faly.
Hamaky ny tohiny