- Talata 12 Novambra 2013
Raiamandreny ara-drazana Malagasy
Mahatsiaro ho very hasina eo anivon’ny fiarahamonina
Marary ny tany, marary ny Malagasy ! Izay no azo ambara mikasika ny eto amin’ny firenena ankehitriny, hoy ry zareo Raiamandreny ara-drazana malagasy, teo am-panombohana ny famakiana ny fehin-kevitry ny Filankevi-pirenena nataon’izy ireo teny amin’ny Cenacle an-dry Masera teny Ambohipo omaly.
Hamaky ny tohiny