• Alarobia 04 Septambra 2013
Festival Mamahoaka
Tratra ny tanjona ho an-dry Bapasy

Tsy resabe fa dia tratra ny tanjona nofaritana ho an’i Bapasy nandritra ilay hetsika Mamahoaka andiany faha-5 natao tao Antsirabe. Fanamby napetraka ho azy ireo mantsy ny hitondra avo ny “dance” izay voizin’izy ireo. Tsy lainga ihany koa fa dia tonga nanotrona azy nandritra ny fandraisany anjara i B-One na Rakotondrasoa Tahina Willy, izay Malagasy mipetraka any Amerika any, nahita ny vokatr’i Bapasy ka dia tapa-kevitra ny hanohana ity mpanakanto Malagasy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2013
Leriva Manahirana
Tsy feno ny fepetra hanaovana fifidianana

Hita te hiala maika amin’ny krizy ny vahoaka ary betsaka ny mihevitra fa aleo hiditra amin’ny fifidianana amin’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Septambra 2013
Antanimora Atsimo - Ambovombe Androy
Dahalo iray no maty niharan’ny hatezeran’ny Fokonolona

Nitrangan-javatra mampalahelo tany Antanimora Atsimo distrikan’Ambovombe Faritra Androy ny sabotsy 31 aogositra teo fa notafihan’ny dahalo sy nodorany ny trano fonenan’ny olon-tsotra iray efa zokinjokiny ihany, Atoa Velonaly, ary dia norobain-dry zareo tamin’izany ny volan’ity rangahy ity.

Hamaky ny tohiny
FTT