Salon International de l’Habitat

> Efatra andron’ny taotrano sy toeram-ponenana


  • Alakamisy 14 Novambra 2013


Hisokatra anio ary haharitra efatra andro ny andiany faha-15 amin’ny “Salon International de l’Habitat» tanterahina eny amin’ny Forello Expo  Tanjombato. Ny manodidina ny taotrano sy toeram-ponenana ranofotsiny no hisongadina mandritra ity hetsika ity. Amin’ny ankapobeny na teo aza ny krizy dia tsy hitolefika na somary nihisatra ihany aza ny sehatra fanorenana fotodrafitrasa, indrindra ny trano teto Madagasikara, porofon’izany ny fisian’itony “Salon de l’Habitat” itony izay mivelatra amin’ny sehatra iraisam-pirenena ankehitriny, ary misy hatrany ny zava-baovao entiny.

 

JD

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT