- Talata 19 Novambra 2013
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mitodika any Toamasina avokoa ny sain’ireo dokotera mpikamban’ny holafitry ny mpitsabo (CROM) sy ny fianakavian’ireo voarohirohy manomboka anio.
Hamaky ny tohinyNisy nitifitra tao amin’ny trano fivoahana teo an-tokotanin’ny trano fonenany etsy Ambodin’Isotry, ny sabotsy 16 novambra tamin’ny 8ora sy sasany alina ka maty tsy tra-drano, Rakotobe Mamison Antonio Victorio na Ramamibe mpitarika ny MDM ao Ambodin’Isotry ary lohalisitry ny kandidà ho solombavambahoaka amin’ny fifidianana hotontosaina ny 20 desambra ho avy izao ao amin’ny Boriborintany voalohany eto Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohiny