Botozaza Pierrot

> Namaly ny fangatahan’ny mponina tao Morarano


  • Alatsinainy 18 Novambra 2013


Nitsidika Fokontany vitsivitsy tao amin’ny Boriborintany Morarano ny Praiminisitra lefitra misahana ny toekarena sy ny indostria Botozaza Pierrot ny sabotsy tolakandro teo, nijery ifotony ny olona mampitaraina ny mponina. Nampanantena hanamboatra tetezana miisa efatra i Botozaza Pierrot amin’ny fiaraha-miasany amin’ireo mpiara-miombona antoka aminy. Hatao vato mba haharitra ela sy tsy ho lasan’ny rano be ireto tetezana hamboarina ireto ary hovitaina mialoha ny fiavian’ny oram-be sy ny rivodoza, hanalana ny fahasahiranan’ny mponina. Nampanantena ny hanome fanitso entina hanafoana ireo efitranon-tsekoly rehetra simba sy mitete ao amin’ny lycée Jacques Rabemananjara ihany koa i Botozaza Pierrot, saingy anjaran’ny ray aman-dreny sy ny mpanabe ary ny tompon’andraikitra ny lycée no manao ny asa.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT