• Alatsinainy 16 Septambra 2013
Tsiaro an’i Barijaona
Tafitan-dry Johary an-tsehatra

Ny filahatr’ireo fiarakodia niantsona tety ivelany nanomboka teo anelanelan’ny Paositra sy ny CcEsca ka hatreny amin’ny “rond point” Antanimena dia efa ampy nahafantarana nialoha ny nidirana tao anatiny fa feno hipoka ny efitrano fijerena fety CCESCA Antanimena omaly niangalian’ny tarika Johary ny tsangan’asan’i Barijaona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2013
Ambodihady Ambohimanarina
Zazakely enim-bolana nanjavona teo am-pandriana

Trangan-javatra hafahafa no niainan’ny fianakaviana kely iray, izay mipetraka etsy Ambodihady Ambohimanarina ny talata nifoha alarobia lasa teo. Manan-janaka vao enim-bolana mantsy izy mivady, zaza izay nampatoriana teo afovoan’izy ireo kanefa dia nanjavona rehefa maraina ny andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT