- Alarobia 27 Novambra 2013
Kandida solombavambahoaka ao Ambositra
Nifanaiky fa hifanaja sy handala ny fihavanana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mitohy hatrany ny hetsika ara-tsosialy ho fanampiana ny tanora sy ny olona mila famonjena aminy, ataon’ny fikambanan’ny tanora ho an’ny fampandrosoana (AJD) amin’ny alalan’ny filoham-boninahiny Atoa Maminirina Jean Eddy.
Hamaky ny tohinyMikarakara atrikasa nasionaly handinihana ny fomba hitantanana ny ala mandrindra ny roa andro, anio sy rahampitso, etsy amin’ny La Résidence Ankerana ny eo anivon’ny Alliance Voahary Gasy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
“Tsy mpanao politika ny tenako no tsy kandida amin’ireo fifidianana hisy sy hitranga ihany koa, fa tanora faly kosa manampy ara-tsosialy ny mpiarabelona amiko sy ny tanora tahaka ahy”.
Hamaky ny tohiny