• Alakamisy 28 Novambra 2013
Andry La Pie
Hiaraka hihazakazaka amin’ny tarin’ny tanàna

Niato kely tamin’ny asa fanadiovana ny tanàna fanaony hatramin’izay niaraka tamin’ny mponina eny ambany tanàna ny kandidà ho solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany voalohany, Atoa Ravelojaona Andry na La Pie.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Novambra 2013
EPP Sabotsy Namehana
Efa Noely sahady

Anio amin’ny alalan’ny fandehanana eny Ambohimangakely sy Ankadikely Ilafy no hamaranan’ny fikambanana Vahoaka Ihany tarihan’ny filohany Ravelonanosy Andriantefy Bruno ny fitsidihana an’ireo Kaominina 14 ao amin’ny Distrikan’Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Novambra 2013
Oniversiten’i Toamasina
Ny mpanampy efa dodona, ny tompon’andraikitra tsy rototra

Miaina anaty loto sy trano tsizarizary ny ankamaroan’ny mpianatry ny oniversiten’i Toamasina ao Barikadimy.

Hamaky ny tohiny
FTT