Raharimanana Haja

> Vonona hiatrika ny fifidianana depiote


  • Alakamisy 28 Novambra 2013


filoham-pirenena fihodinana faharoa izay hotanterahina miaraka amin’ny fifidianana solombavambahoaka izao dia samy mametrapetraka ny toromarika faramparany ny ekipa mpiara-miasa sy ny mpanohana ny kandida isanisany avy, indrindra ireo hiatrika ny fifidianana depiote. Anisan’ireny Atoa Raharimanana Haja, kandida solombavambahoaka mitarika ny lisitra “Vitatsika io” ao amin’ny Boriborintany faha-3 eto Antananarivo Renivohitra. Efa vonona amin’ny fiatrehana ny fifidianana ny tenany. Namory ireo mpiara-miasa aminy tao amin’ny trano fanaovam-petin’ny EKAR Antanimena izy omaly, nanomezany ny toromarika rehetra sy ny pitsopitsony amin’ny fiatrehana izany fifidianana izany. Toerana roa no ifaninanana ao amin’ny Boriborintany faha-3, kandida miisa 30 izy ireo no hiatrika ny safidim-bahoaka amin’ny 20 desambra ho avy io, ka anisan’ireo Atoa Raharimanana Haja.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT