• Zoma 29 Novambra 2013
Raharinirina Jacques Aimé
«Nofinofy ny hivoahana amin’ny krizy raha tsy tafody i Marc Ravalomanana»

Manana ny heviny mikasika an’ilay raharaha fikasana hamoaka vola 16 miliara Ariary tao amin’ny Tahirim-bolam-panjakana farany teo ny CST Raharinirina Jacques Aimé voatendry avy any Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Novambra 2013
Razanadrakoto David
«Mba ho tena vahoaka no voafidy depiote fa tsy ireo mpampiasa vola intsony»

Razanadrakoto A. David no kandidan’ny Antoko Maitso ao Antananarivo Avaradrano. Laharam-pahamehany ny hikatsaka hatrany ny tombontsoan’ireo vahoaka madinika fa tsy ny azy na koa ny an’ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Novambra 2013
Andranoro - Ambohibao
Eni-mianaka nihotsahan’ny trano

Trano lehibe misy rihana roa, izay mbola eo am-panamboarana no nirodana tampoka tetsy Ambohibao Andranoro omaly tolakandro tokony ho tamin’ny 2ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Novambra 2013
Ravelojaona Hariniaina Andry La Pie
“Ny tombontsoam-bahoaka no mibaiko anay”

Andriamatoa Ravelojaona Hariniaina Andry na i Andry La Pie araka ny fahafantaran’ny maro azy dia raim-pianakaviana manodidina ny 40 taona, manambady sy manan-janaka telo. Voataiza hatramin’ny fahakely teny amin’ny faritra iva izy. Mpanabe sady talen’ny sekoly Lycée La Pie eo Manarintsoa Isotry. Sady injeniera izy no olon’ny fanatanjahantena mikarakara tanora. Ankehitriny kandidà solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany I. Nisy ny resadresaka nifanaovana taminy amin’izao fanombohan’ny fampielezan-kevitra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Novambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT