- Alakamisy 05 Desambra 2013
Raharaha “Tiako i Madagasikara”
Nandresy ary filoha nasionaly i Razoarimihaja Solofonantenaina
Namoaka didy momba ny raharaha Tiako i Madagasikara ny Filankevi-panjakana omaly, ka dia resy ny tariky ry Raharinaivo Andrianatoandro ary tsy mahazo mitondra na mampiasa ny anaran’ny TIM intsony manomboka izao satria tsy manankery intsony izany ny didim-pitondrana vonjimaika nomen’ny ministeran’ny atitany azy ireo.
Hamaky ny tohiny